1. For we know that if our earthly house of this tabernacle were dissolved, we have a building of God, an house not made with hands, eternal in the heavens.
1. Nous savons, en effet, que, si cette tente où nous habitons sur la terre est détruite, nous avons dans le ciel un édifice qui est l`ouvrage de Dieu, une demeure éternelle qui n`a pas été faite de main d`homme.
1. Fa fantatsika fa raha ravana ny tranolaintsika ety an-tany, dia manana izay voarafitr’Andriamanitra isika, dia trano tsy nataon-tanana izay maharitra mandrakizay any an-danitra.
2. For in this we groan, earnestly desiring to be clothed upon with our house which is from heaven:
2. Aussi nous gémissons dans cette tente, désirant revêtir notre domicile céleste,
2. "Ary misento ao anatin’ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra;"
3. If so be that being clothed we shall not be found naked.
3. si du moins nous sommes trouvés vêtus et non pas nus.
3. Raha ho hita mitafy isika, dia tsy mba hitanjaka.
4. For we that are in this tabernacle do groan, being burdened: not for that we would be unclothed, but clothed upon, that mortality might be swallowed up of life.
4. Car tandis que nous sommes dans cette tente, nous gémissons, accablés, parce que nous voulons, non pas nous dépouiller, mais nous revêtir, afin que ce qui est mortel soit englouti par la vie.
4. Fa isika izay amin’izao lay izao dia misento noho ny mahavesatra antsika, satria tsy tiantsika ny hendahana, fa ny mba hotafiana kosa, mba hatelin’ny fiainana ny mety maty.
5. Now he that hath wrought us for the selfsame thing is God, who also hath given unto us the earnest of the Spirit.
5. Et celui qui nous a formés pour cela, c`est Dieu, qui nous a donné les arrhes de l`Esprit.
5. Ary Izay efa namboatra antsika ho amin’izany indrindra dia Andriamanitra, Izay efa nanome antsika ny santatry ny Fanahy.
6. Therefore we are always confident, knowing that, whilst we are at home in the body, we are absent from the Lord:
6. Nous sommes donc toujours pleins de confiance, et nous savons qu`en demeurant dans ce corps nous demeurons loin du Seigneur-
6. Koa matoky mandrakariva isika, ka fantatsika fa raha mitoetra eo amin’ny tena, dia tsy mitoetra any amin’ny Tompo
7. (For we walk by faith, not by sight:)
7. car nous marchons par la foi et non par la vue,
7. "(Fa mandeha amin' ny finoana isika, fa tsy amin' ny fahitana);"
8. We are confident, I say, and willing rather to be absent from the body, and to be present with the Lord.
8. nous sommes pleins de confiance, et nous aimons mieux quitter ce corps et demeurer auprès du Seigneur.
8. Matoky isika, hoy aho, ka aleontsika ny tsy hitoetra ao amin’ny tena, fa ny hitoetra any amin’ny Tompo.
9. Wherefore we labour, that, whether present or absent, we may be accepted of him.
9. C`est pour cela aussi que nous nous efforçons de lui être agréables, soit que nous demeurions dans ce corps, soit que nous le quittions.
9. Koa dia mikely aina isika mba hankasitrahany antsika, na mitoetra eto na tsy mitoetra eto.
10. For we must all appear before the judgment seat of Christ; that every one may receive the things done in his body, according to that he hath done, whether it be good or bad.
10. Car il nous faut tous comparaître devant le tribunal de Christ, afin que chacun reçoive selon le bien ou le mal qu`il aura fait, étant dans son corps.
10. Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy hiseho miharihary eo amin’ny seza fitsaran’i Kristy, mba handraisan’ny olona rehetra izay zavatra natao tao amin’ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara na ratsy.
11. Knowing therefore the terror of the Lord, we persuade men; but we are made manifest unto God; and I trust also are made manifest in your consciences.
11. "Connaissant donc la crainte du Seigneur, nous cherchons à convaincre les hommes; Dieu nous connaît, et j`espère que dans vos consciences vous nous connaissez aussi."
11. "Koa amin’izany, satria fantatsika ny fampahatahorana avy amin’ny Tompo, dia mandresy lahatra ny olona izahay; fa amin’Andriamanitra kosa dia efa voaseho rahateo izahay, ary matoky aho fa voaseho ao amin’ny fieritreretanareo koa."
12. For we commend not ourselves again unto you, but give you occasion to glory on our behalf, that ye may have somewhat to answer them which glory in appearance, and not in heart.
12. "Nous ne nous recommandons pas de nouveau nous-mêmes auprès de vous; mais nous vous donnons occasion de vous glorifier à notre sujet, afin que vous puissiez répondre à ceux qui tirent gloire de ce qui est dans les apparences et non dans le coeur."
12. Tsy midera tena indray aminareo izahay, fa manome anareo izay ho reharehanareo ny aminay, mba hisy havalinareo izay mirehareha ny amin’ny miseho ihany, fa tsy amin’ny fo.
13. For whether we be beside ourselves, it is to God: or whether we be sober, it is for your cause.
13. "En effet, si je suis hors de sens, c`est pour Dieu; si je suis de bon sens, c`est pour vous."
13. "Fa raha very saina izahay, dia ho an’Andriamanitra; fa raha mahonon-tena izahay dia ho anareo;"
14. For the love of Christ constraineth us; because we thus judge, that if one died for all, then were all dead:
14. "Car l`amour de Christ nous presse, parce que nous estimons que, si un seul est mort pour tous, tous donc sont morts;"
14. "Fa ny fitiavan’i Kristy no manery anay, satria izao no hevitray: maty ny Anankiray ho an' ny rehetra, ka dia maty koa izy rehetra;"
15. And that he died for all, that they which live should not henceforth live unto themselves, but unto him which died for them, and rose again.
15. et qu`il est mort pour tous, afin que ceux qui vivent ne vivent plus pour eux-mêmes, mais pour celui qui est mort et ressuscité pour eux.
15. Ary maty ho an’ny olona rehetra Izy, mba tsy ho velona ho an’ny tenany intsony izay velona, fa ho an’Izay efa maty ho azy sy nitsangana indray.
16. Wherefore henceforth know we no man after the flesh: yea, though we have known Christ after the flesh, yet now henceforth know we him no more.
16. "Ainsi, dès maintenant, nous ne connaissons personne selon la chair; et si nous avons connu Christ selon la chair, maintenant nous ne le connaissons plus de cette manière."
16. "Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra an’i Kristy araka ny nofo aza isika, ankehitriny dia tsy fantatsika araka izany intsony Izy."
17. Therefore if any man be in Christ, he is a new creature: old things are passed away; behold, all things are become new.
17. "Si quelqu`un est en Christ, il est une nouvelle créature. Les choses anciennes sont passées; voici, toutes choses sont devenues nouvelles."
17. "Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indro, efa tonga vaovao ny zavatra rehetra."
18. And all things are of God, who hath reconciled us to himself by Jesus Christ, and hath given to us the ministry of reconciliation;
18. Et tout cela vient de Dieu, qui nous a réconciliés avec lui par Christ, et qui nous a donné le ministère de la réconciliation.
18. Fa ny zavatra rehetra dia avy amin’Andriamanitra, Izay nampihavana antsika taminy tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy sady nano-me anay ny fanompoana fampihavanana,
19. To wit, that God was in Christ, reconciling the world unto himself, not imputing their trespasses unto them; and hath committed unto us the word of reconciliation.
19. Car Dieu était en Christ, réconciliant le monde avec lui-même, en n`imputant point aux hommes leurs offenses, et il a mis en nous la parole de la réconciliation.
19. "Dia izao: Andriamanitra ao amin’i Kristy no nampihavana izao tontolo izao taminy ka tsy nanisa ny fahadisoany; ary efa napetrany aminay ny teny fampihavanana."
20. Now then we are ambassadors for Christ, as though God did beseech you by us: we pray you in Christ's stead, be ye reconciled to God.
20. "Nous faisons donc les fonctions d`ambassadeurs pour Christ, comme si Dieu exhortait par nous; nous vous en supplions au nom de Christ: Soyez réconciliés avec Dieu!"
20. Koa dia ambasadaoron’i Kristy izahay, toa an’Andriamanitra miangavy anareo amin' ny alalanay, ka mangataka anareo noho ny amin' i Kristy mba hihavana amin’Andriamanitra ianareo.
21. For he hath made him to be sin for us, who knew no sin; that we might be made the righteousness of God in him.
21. Celui qui n`a point connu le péché, il l`a fait devenir péché pour nous, afin que nous devenions en lui justice de Dieu.
21. Izay tsy nahalala ota dia efa nataony ota ho antsika, mba ho tonga fahamarinan’Andriamanitra ao aminy kosa isika.
<
>